ŠŠ°Š»Š°Š³Š°ŃŃŠ¹Ńка-лаŃŃŃŃŠŗŠ°Ń ŠŗŠ½ŃŠ³Š°-Š±ŃŠ»Ńнгва
Hetsiky ny fikambanana ho anāny teny iraisam-pirenena Esperanto. Isika mpikambana iraisam-pirenena ho anāny teny Esperanto mba ho fampandrosoana azy, dia hampita izao ezaka izao amināireo fitondrampanjakana, fikambanana iraisam-pirenena sy olona tsara sitra-po, hanambara amināny tanjona izay voasoritrāity ary manasa ny fikambanana tsirairay sy ny olom-pirenena mba hirotsaka ka hanohana izao ezaka ataontsika izao.
MÄs, vispasaules kustÄ«bas par Esperanto attÄ«stÄ«bu dalÄ«bnieki, ar Å”o Manifestu vÄrÅ”amies pie visÄm valdÄ«bÄm, starptautiskÄm organizÄcijÄm un labas gribas cilvÄkiem, paziÅojot savus nodomus strÄdÄt, netaupot spÄkus, lai Ä«stenotu Å”eit paustos mÄrÄ·us, un aicinÄm katru atseviŔķu organizÄciju un cilvÄku pievienoties mÅ«su kustÄ«bai.
Ny taona 1887 nisy antso ho toy ny drafitrāasa ho amināny fifandraisam-pirenena ary mba hampivoatra haingana eo amināny tontolonāny fiainana, ny taonanāny Esperanto dia efa ho zato taona amperināasa mba hampiray ny olombelona voazarazaram-pitenenana isan-karazany, ary koa voaefitry ny kolontsaina samy manana ny azy. Eo anelanelam-potoana, ireo mpiteny azy dia tsy nanary velively ireo zava-dehibe sy ny sotoavina. Na ny fampiasana teny vitsivitsy eran-tany, na ny fandrosoana maro entināny fifandraisana ara-teknika, na koa ny fitrandrahana ireo fomba vaovao ho fampianaran-teny dia manamarina izao feinitra manaraka izao, izay isika no mampisy lanja mazava sy hampivoitra ny onjam-peonāny teny.
Ieviesta 1887. gadÄ kÄ palÄ«gvaloda starptautiskajÄ saskarsmÄ un Ätri attÄ«stÄ«jusies, kļūdama par dzÄ«votspÄjÄ«gu, niansÄm bagÄtu valodu, Esperanto jau vairÄk nekÄ gadsimtu tiek lietota un darbojas, lai vienotu cilvÄkus, kuri runÄ dažÄdÄs valodÄs un pieder pie dažÄdÄm kultÅ«rÄm. Å ajÄ laikÄ tÄs lietotÄju mÄrÄ·i nav zaudÄjuÅ”i savu nozÄ«mÄ«gumu un aktualitÄti. Nedz dažu nacionÄlo valodu lietoÅ”ana vispasaules mÄrogÄ, nedz komunikÄciju tehnikas progress, nedz jaunu metožu atklÄÅ”ana valodu apmÄcÄ«bÄ, visticamÄk, tomÄr nerealizÄs principus, kurus mÄs uzskatÄm par visnozÄ«mÄ«gÄkajiem valodu lietoÅ”anas taisnÄ«gÄ un efektÄ«vÄ sakÄrtoÅ”anÄ.
1. Fanehoan-kevitra
1. DemokrÄtija
Fomba fifandraisana izay manome aina manokana ny olona tsirairay avy nefa mifampiankina ny tsirairay, dia tokony ho vonona izy ireo ho amināny ezaka mandavan-taona mba hatratrarana ny dingana mazava mba ho fototry ny fanehoan-kevitra ary koa na dia tsy tonga lafatra aza ny Esperanto.
SazinÄÅ”anÄs sistÄma, kura daļai cilvÄku pieŔķir privilÄÄ£ijas mūža garumÄ, bet no citiem prasa gadiem ilgas pÅ«les, lai apgÅ«tu valodu zemÄkajÄ lÄ«menÄ«, ir pamatos nedemokrÄtiska. Kaut gan, tÄpat kÄ jebkura valoda, Esperanto nav pilnÄ«gi nevainojama, tai, kÄ vispasaules sazinÄÅ”anÄs lÄ«dzeklim, nav konkurentu.
Isika manamafy fa tsy fitoviam-pitenenana dia mazĆ na mirona ho amināny tsy fitoviam-pifandraisana eo amināny sehatra samihafa. Isika dia fikambanana ho amināny fifandraisanāny fanehoan-kevitra.
MÄs uzskatÄm, ka valodu nevienlÄ«dzÄ«ba izraisa sazinÄÅ”anÄs (kontaktÄÅ”anÄs) nevienlÄ«dzÄ«bu visos lÄ«meÅos, sÄkot no starptautiskÄ. MÄs esam kustÄ«ba par demokrÄtisku sazinÄÅ”anos.
2. Fifandraisam-pirenena eo amināny fanabeazana
2. StarpnacionÄlÄ izglÄ«tÄ«ba
Ny fiteny kely angaha atao hoe madinika dia mifamatotra ary voafaritra eo amināny kolontsaina amināny firenena tsirairay avy. Ohatra, ny mpianatra izay mianatra ny teny anglisy, na mianatra momba my kolontsaina, jeografia sy ny politika ho anāireo tany miteny anglisy, indrindra ny Amerika sy Angletera, araka izany dia voafetra hatreo ihany. Ireo mianatra ny Esperanto kosa dia mianatra eo amināny tontolo tsy voafetra ary izay firenena na iza misy azy dia olona ao an-tranony ihany izy ireo.
Katra etniskÄ valoda ir saistÄ«ta ar noteiktu kultÅ«ru un nÄciju(-Äm). PiemÄram, skolÄns, kurÅ” studÄ angļu valodu, apgÅ«st angliski runÄjoÅ”u zemju, galvenokÄrt ASV un LielbritÄnijas kultÅ«ru, Ä£eogrÄfiju un politiku. SkolÄns, kurÅ” studÄ Esperanto, mÄcÄs par pasauli bez robežÄm, kur katra valsts varÄtu bÅ«t kÄ mÄjas
Isika manamafy fa ny fandalimana na amināny teny inona na amināny teny inona dia voafatotra sy voafetra ihany eo amināny tontolo iainana. Isika dia fikambanana ho amināny fifandraisam-pirenena eo amināny fanabeazana.
MÄs uzskatÄm, ka izglÄ«tÄ«ba jebkurÄ no etniskajÄm valodÄm ir saistÄ«ta ar vienu noteiktu priekÅ”statu par pasauli. MÄs esam kustÄ«ba par starpnacionÄlu izglÄ«tÄ«bu.
3. Fiasana mahomby ara-pedagojia
3. PedagoÄ£iskÄ efektivitÄte
Ampahany ihany amināireo mianatra ny teny vahiny no mahafehy azy tsara. Ny Esperanto kosa dia azo ianarana samy irery, azo lazaina fa feno eo amināny lafiny rehetra. Ny fianarana maro isankarazany manome tatitra fa ny fampianarana amināny teny vahiny angaha dia mitondra fahombiazana. Misy ihany koa sahy manambara fa ny Esperanto ihany vao mainka tsara eo amināny fianaranāireo mpianatra mandalina ny teny.
Tikai procentuÄli neliela daļa no tiem, kuri mÄcÄs sveÅ”valodu, arÄ« to iemÄcÄs. Esperanto pilnÄ«bÄ var iemÄcÄ«ties pat paÅ”mÄcÄ«bas ceļÄ. TÄ noder kÄ ievadkurss dažÄdu valodu studijÄm (propedeitiskais efekts). Esperanto rekomendÄ arÄ« kÄ pamatu sveÅ”valodu apgūŔanai.
Isika manamafy fa ny fahasarotanāireo teny vitsy manpiasa dia zary sakana loatra ho anāireo mpianatra, izay tsy maintsy mianatra teny roa. Isika dia fikambanana mikendry ny fahombiazam-pampianarana.
MÄs uzskatÄm, ka etnisko valodu apgūŔana vienmÄr rada grÅ«tÄ«bas daudziem skolÄniem, kuri tomÄr iegÅ«tu, ja pÄrvaldÄ«tu otru valodu. MÄs esam kustÄ«ba par efektÄ«vu valodu mÄcīŔanu.
4. Fahamaroan-teny
4. Daudzvalodība
Ny fiaraha-monina eo amināny Esperanto dia iray amināireo fiaraha-monina misy eto an-tany ka ireo mpiteny azy dia tsy manavaka teny noa na maro. Ny fiaraha-monina eo aminy dia mandray andraikitra hianatra farafahakeliny teny vahiny iray hatramināny hahaizany mifehy azy tsara. Antony maro moa no mahatonga hianatra ho amināny fitiavana ny teny maro ary amināny ankapobeny dia finiavanāny tsirairay ho amināny fivelarana izany.
Esperanto ā kopiena ir viena no nedaudzajÄm valodu lietotÄju kopienÄm pasaulÄ, kuras dalÄ«bnieki visi bez izÅÄmuma runÄ divÄs vai vairÄkÄs valodÄs ā katrs kopienas dalÄ«bnieks ir apguvis vismaz vienu sveÅ”valodu sarunvalodas lÄ«menÄ«. Daudzos gadÄ«jumos tas rada interesi par citÄm valodÄm un to apgūŔanu, paplaÅ”inot personisko redzesloku.
Isika dia manamafy fa ireo mpikambana amināireo teny maro, na kely ireo na lehibe dia tokony hametraka mazava tsara ny fototra ho amināny famaritana ny teny faharoa izay ianarana ka hatramināny fahaizana azy avo lenta. Isika dia fimanbanan ho amināny fampitaovana eo amināny lafināny fahombiazana.
MÄs uzskatÄm, ka jebkuras valodas ā lielas vai mazas ā lietotÄjiem ir jÄdod iespÄja apgÅ«t otru valodu tÄdÄ pakÄpÄ, kas nodroÅ”inÄtu sazinÄÅ”anos pietiekami augstÄ lÄ«menÄ«. MÄs esam kustÄ«ba, kas sagÄdÄ Å”o iespÄju.
5. Ny zonāny teny
5. Valodu tiesības
Tsy mitovy velively ny fizarazarana eo amināny hery samihafa ireo teny tsirairay ho amināny fahatsapana fa misy mizana tsindrianila eo amināny sehatra maro amināny mponina, maro tokoa io. Eo amināny fiaraha-monina Esperanto kosa, ny mpikambana dia mivory tsy misy fiandamiana na teny kely na lehibe, na fiteny ofisialy na tsia, ary eo anivonāny tsy fiombana na eroa na etsy noho ny fifandraisana mazava iaraha-mientana. Izany fifandanjan-kery izany eo amināireo teny samihafa dia manana ny andraikiny avy mba hampivoatra ary mitondra vahaolana ho amināireo tsy fitoviam-pitenenana zary misy disadisa.
Valodu nozÄ«mÄ«bas nevienlÄ«dzÄ«ba ir cÄlonis valodu neaizsargÄtÄ«bai vai pat tieÅ”ai valodu apspieÅ”anai lielÄ daÄ¼Ä pasaules sabiedrÄ«bas. Esperanto ā kopienÄ lielu un mazu, oficiÄli atzÄ«tu un neatzÄ«tu valodu lietotÄji, pateicoties savstarpÄjai vÄlmei rast kompromisu, sazinÄs neitrÄlÄ valodÄ. TÄda valodu lÄ«dztiesÄ«ba rada precedentu, lai izvÄrtÄtu valodu nevienlÄ«dzÄ«bu un rastu risinÄjumu konfliktiem.
Isika manamafy fa ireo hery maro misy eo amināny fitenenana samihafa dia mihady lavaka ho amināny tsy fahazoana antoka ireo tahirin-kevitra iraisam-pirenena ka ny fitoviana azo antoka eo amināny teny no tsara. Isika dia fikambanana ho anāny zonāny teny.
MÄs uzskatÄm, ka dažÄdu valodu nozÄ«mÄ«guma lielÄs atŔķirÄ«bas mazina daudzos starptautiskos dokumentos paustÄs garantijas par vienlÄ«dzÄ«gu attieksmi pret valodÄm.
6. Fahasamihafam-pitenenana
6. Valodu dažÄdÄ«ba
Ny fitondrampanjakana eran-tany dia manamarika ny fisianāny fahasamihafa ny teny eto amināizao tontolo izao ary sakana lehibe ho amināny fifandraisana izany sy fivoarana ihany koa. Ho anāny fikambanana Esperanto kosa my fahasamihafana dia tsy vato misakana velively eo amināny loharano azo tovozina.
NacionÄlÄs valdÄ«bas uzskata, ka valodu dažÄdÄ«ba pasaulÄ ir sazinÄÅ”anÄs un attÄ«stÄ«bas ŔķÄrslis. TomÄr Esperanto - kopienai valodu dažÄdÄ«ba ir pastÄvÄ«gs un neizsÄ«kstoÅ”s bagÄtÄ«bu (vÄrtÄ«bu) avots: katra valoda, tÄpat kÄ jebkura dzÄ«vÄ«bas forma, ir vÄrtÄ«ga jau pati par sevi un pietiekami nozÄ«mÄ«ga, lai to uzturÄtu un attÄ«stÄ«tu.
Araka izany ny teny tsirairay dia karazana zava-mahavelona lafo vidy tokoa ary mendrika harovana mandramaty. Isika dia fikambanana ho amināny fandalĆ na ny fahafamihafam-pitenenana.
MÄs uzskatÄm, ka sazinÄÅ”anÄs un attÄ«stÄ«bas politika, ja tÄ nav bÄzÄta uz cieÅu pret visÄm valodÄm un to atbalstīŔanu, nolemj iznÄ«cÄ«bai lielÄko daļu no pasaules valodÄm.
7. Fahafahana maha-olona
7. CivÄka emancipÄcija
My teny tsirairay dia manafaka ny mpiteny azy ary manome azy ireo fifandraisana samy izy, kanefa zary sakana ho azy ireo ny fifandraisana amināny fiteny hafa. Drafitra toy ny fifandraisana eran-tany, Esperanto dia iray sy goavana eo amināireo sotoavina sy vinavinanāasa ho amināny maha-olona. Drafitrāasa ho amināny olona tsirairay mihitsy mba hahafahany mandray anjara eo amināny fiaraha-monina, koa ny fototra hiaingana amināizany dia ny kolontsaina, ny fitoviam-pitenenana nefa tsy mamatotra azy ireo.
Katra valoda gan atbrÄ«vo, gan sasaista savus lietotÄjus, dodot iespÄju sazinÄties savÄ starpÄ, bet tajÄ paÅ”Ä laikÄ aizŔķÄrsojot sazinÄÅ”anos ar citiem. PlÄnota kÄ universÄls sazinÄÅ”anÄs lÄ«dzeklis, Esperanto ir viens no lielajiem cilvÄces emancipÄcijas projektiem, kurÅ” jau darbojas, jeb arÄ« - projekts, kas katram cilvÄkam kÄ indivÄ«dam nodroÅ”ina dalÄ«bu vispasaules sabiedrÄ«bÄ, tajÄ paÅ”Ä laikÄ ar stiprÄm saknÄm paturot savÄ kultÅ«rÄ un valodas identitÄtÄ, bet neliekot izjust ierobežotÄ«bu.
Isika dia manamafy fa ao anatināny fampiasana ny fitenim-pirenena tsirairay avy dia tsy midika fa misy sakana na fanerena anaty ho amināny fananganana fikambanana. Isika dia fikambanana ho amināny fahafahana maha-olona.
MÄs uzskatÄm, ka nacionÄlas valodas kÄ vienÄ«gÄs valodas lietoÅ”ana neizbÄgami liek ŔķÄrŔļus brÄ«vÄ«bai un paÅ”izpausmei, saziÅai un dalÄ«bai dažÄdÄs organizÄcijÄs. MÄs esam kustÄ«ba par cilvÄka emancipÄciju.
Prago, jul. 1996
Prago, jul. 1996
Š ŃŠŗŠ»Š°Š¼Š°