ĐалагаŃŃĐčŃĐșа-Đ»ŃĐșŃŃĐŒĐ±ŃŃŃĐșĐ°Ń ĐșĐœŃга-бŃĐ»ŃĐœĐłĐČа
Hetsiky ny fikambanana ho anâny teny iraisam-pirenena Esperanto. Isika mpikambana iraisam-pirenena ho anâny teny Esperanto mba ho fampandrosoana azy, dia hampita izao ezaka izao aminâireo fitondrampanjakana, fikambanana iraisam-pirenena sy olona tsara sitra-po, hanambara aminâny tanjona izay voasoritrâity ary manasa ny fikambanana tsirairay sy ny olom-pirenena mba hirotsaka ka hanohana izao ezaka ataontsika izao.
Mir, dâMĂȘmberĂ«n vun der weltwĂ€iter Beweegung fir dâVerbreedung vum Esperanto, riichten dĂ«se Manifest un alleguerte Regiirungen, international Organisatiounen, a MĂ«nschen vu guddem WĂ«llen, deeklarĂ©ieren eise feste Wellen, fir weider fir dĂ©i Ziler ze schaffen, dĂ©i hei ausgedrĂ©ckt gin, a luede jiddereng eenzel Organisatioun a jiddereen eenzelne MĂ«nsch an, sĂ©ch eisem Bestriewen unzeschlĂ©issen.
Ny taona 1887 nisy antso ho toy ny drafitrâasa ho aminâny fifandraisam-pirenena ary mba hampivoatra haingana eo aminâny tontolonâny fiainana, ny taonanâny Esperanto dia efa ho zato taona amperinâasa mba hampiray ny olombelona voazarazaram-pitenenana isan-karazany, ary koa voaefitry ny kolontsaina samy manana ny azy. Eo anelanelam-potoana, ireo mpiteny azy dia tsy nanary velively ireo zava-dehibe sy ny sotoavina. Na ny fampiasana teny vitsivitsy eran-tany, na ny fandrosoana maro entinâny fifandraisana ara-teknika, na koa ny fitrandrahana ireo fomba vaovao ho fampianaran-teny dia manamarina izao feinitra manaraka izao, izay isika no mampisy lanja mazava sy hampivoitra ny onjam-peonâny teny.
1887 als en Entworf fir eng HĂ«llefssprooch fir dâinternational Kommunikatioun lancĂ©iert, huet sĂ©ch dâEsperanto sĂ©ier zu enger lieweger an nuancerĂ€icher Sprooch entwĂ©ckelt an erfĂ«llt schons zanter mĂ©i ewĂ©i engem Jorhonnert dâFonktioun, MĂ«nschen iwwert all sproochlĂ©ch a kulturell BarriĂšren eweg matenaner ze verbannen. AndĂ€rbaants hun dâZiler vu sĂ©nge Spriecher nĂ«t u Wichtegkeet an AktualitĂ©it verluer. Weder de weltwĂ€ite GebrĂ€uch vun e puer nationale Sproochen, nach dâ FortschrĂ«tter vun der Kommunikatiounstechnik, nach dâEntdeckung vun neien Methode vum SproochĂ«nnerriicht wĂ€erte wouerschĂ©ngerlĂ©ch dĂ©ijĂ©ineg Prinziper verwierklĂ©chen, dĂ©i mir als wiesentlĂ©ch fir eng gerecht an effikass Sproochenuerdnung ugesinn.
1. Fanehoan-kevitra
1. Demokratie
Fomba fifandraisana izay manome aina manokana ny olona tsirairay avy nefa mifampiankina ny tsirairay, dia tokony ho vonona izy ireo ho aminâny ezaka mandavan-taona mba hatratrarana ny dingana mazava mba ho fototry ny fanehoan-kevitra ary koa na dia tsy tonga lafatra aza ny Esperanto.
E Sisteem vun der Kommunikatioun, deen e Liewe laang gewĂ«sse MĂ«nschen privilegiĂ©iert, mee vun anere verlanngt, datt se Joren un Ustrengungen investeiĂ©ren, fir e mĂ©i hĂ©igen Sproochniwwo ze erreechen, ass grondsĂ€tzlĂ©ch ondemokratĂ«sch. Obwuel dâEsperanto, wĂ©i jiddfereng Sprooch, nĂ«t perfekt ass, sou ass et dach jiddferenger Alternativ an der SfĂ€r vun enger egalitĂ€rer weltwĂ€iter Kommunikatoun iwwerleĂ«n.
Isika manamafy fa tsy fitoviam-pitenenana dia mazĂ na mirona ho aminâny tsy fitoviam-pifandraisana eo aminâny sehatra samihafa. Isika dia fikambanana ho aminâny fifandraisanâny fanehoan-kevitra.
Mir affirrméieren dat sproochléch OnglÀichheet kommunikativ OnglÀichheet op jiddferengem Niwwo no séch zitt, dën internationale mat abegraff. Mir sin eng Beweegung fir demokratësch Kommunikatioun.
2. Fifandraisam-pirenena eo aminâny fanabeazana
2. Transnational Edukatioun
Ny fiteny kely angaha atao hoe madinika dia mifamatotra ary voafaritra eo aminâny kolontsaina aminâny firenena tsirairay avy. Ohatra, ny mpianatra izay mianatra ny teny anglisy, na mianatra momba my kolontsaina, jeografia sy ny politika ho anâireo tany miteny anglisy, indrindra ny Amerika sy Angletera, araka izany dia voafetra hatreo ihany. Ireo mianatra ny Esperanto kosa dia mianatra eo aminâny tontolo tsy voafetra ary izay firenena na iza misy azy dia olona ao an-tranony ihany izy ireo.
Jiddfereng ethnĂ«sch Sprooch as mat enger bestĂ«mmter Kultur an Natioun bzw. Grupp vun Natiounen verbonnen. Zum Beispill lĂ©iert e SchĂŒler, deen EnglĂ«sch studĂ©iert, eppes iwwert dâKultur, Geografie an dâPolitik vun den englĂ«schsproochege LĂ€nner, virun allem de Vereenegte Staaten a Grossbritannien. De SchĂŒler, deen Esperanto lĂ©iert, get dogĂ©int eppes iwwer eng Welt ouni Grenzen gewuer, an dĂ€er sĂ©ch jiddferee Land als HeemĂ©cht presentĂ©iert.
Isika manamafy fa ny fandalimana na aminâny teny inona na aminâny teny inona dia voafatotra sy voafetra ihany eo aminâny tontolo iainana. Isika dia fikambanana ho aminâny fifandraisam-pirenena eo aminâny fanabeazana.
Mir affirmĂ©ieren, datt dâEdukatioun an irgendenger ethnĂ«scher Sprooch un eng bestĂ«mmten Weltusiicht gebonnen ass. Mir sin eng Beweegung fir eng transnational Edukatioun.
3. Fiasana mahomby ara-pedagojia
3. Pedagogësch Effikassitéit
Ampahany ihany aminâireo mianatra ny teny vahiny no mahafehy azy tsara. Ny Esperanto kosa dia azo ianarana samy irery, azo lazaina fa feno eo aminâny lafiny rehetra. Ny fianarana maro isankarazany manome tatitra fa ny fampianarana aminâny teny vahiny angaha dia mitondra fahombiazana. Misy ihany koa sahy manambara fa ny Esperanto ihany vao mainka tsara eo aminâny fianaranâireo mpianatra mandalina ny teny.
NĂ«mmen e klenge Prozentsaz vun deenen, dĂ©i eng friem Sprooch lĂ©ieren, meeschterĂ«n se. Esperanto kann ee esouguer da komplett beherrschen, wann een Ă«t fir sĂ©ch selwer lĂ©iert. Verschidde Studie berichten iwwer propedeutĂ«sch EffetĂ«n fir dâErlĂ©ieren vun anere Sproochen. DâEsperanto gĂ«t och als en zentrale Bestanddeel a CoursĂ«n, dĂ©i dâSproochebewosstsin bei SchĂŒler favorisĂ©iere sollen, rekommandĂ©iert.
Isika manamafy fa ny fahasarotanâireo teny vitsy manpiasa dia zary sakana loatra ho anâireo mpianatra, izay tsy maintsy mianatra teny roa. Isika dia fikambanana mikendry ny fahombiazam-pampianarana.
Mir affirmĂ©ieren, datt dâSchwiiregkeet vun ethnĂ«sche Sproochen emmer en HĂ«nnernĂ«s fir vill SchĂŒler wĂ€ert duerstellen, ofwuel duvunner profitĂ©iere giffen, eng zweet Sprooch ze kĂ«nnen. Mir sin eng Beweegung fir Ă«n effikasse SproochenĂ«nnerriicht.
4. Fahamaroan-teny
4. Méisproochegkeet
Ny fiaraha-monina eo aminâny Esperanto dia iray aminâireo fiaraha-monina misy eto an-tany ka ireo mpiteny azy dia tsy manavaka teny noa na maro. Ny fiaraha-monina eo aminy dia mandray andraikitra hianatra farafahakeliny teny vahiny iray hatraminâny hahaizany mifehy azy tsara. Antony maro moa no mahatonga hianatra ho aminâny fitiavana ny teny maro ary aminâny ankapobeny dia finiavanâny tsirairay ho aminâny fivelarana izany.
DâEsperantogemeinschaft as eng vun deene wĂ©inege weltwĂ€ite SproochkommunautĂ©iten, dĂ€eren hir Spriecher ouni Ekzeptioun zwee- oder mĂ©isproocheg sin. Jiddferee M%ember vun der KommunautĂ©it huet dâAufgab op sĂ©ch geholl, wĂ©ngstens eng friem Sprooch bis zu deem Niwwo ze lĂ©ieren, wou en et flĂ«issend schwĂ€tze kann. A ville FĂ€ll fĂ©iert dat zu engem WĂ«ssen iwwer an zu enger LĂ©ift fir weider Sproochen an allgemeng zu engem grĂ©issere persĂ©inlĂ©chen Horizont.
Isika dia manamafy fa ireo mpikambana aminâireo teny maro, na kely ireo na lehibe dia tokony hametraka mazava tsara ny fototra ho aminâny famaritana ny teny faharoa izay ianarana ka hatraminâny fahaizana azy avo lenta. Isika dia fimanbanan ho aminâny fampitaovana eo aminâny lafinâny fahombiazana.
Mir affirmĂ©ieren, datt dâSpriecher vun alle Sproochen, grousser a klenger, eng reell Chance mussen hun, sĂ©ch eng zweet Sprooch bis zu engem hĂ©igen kommunikativen Niwwo unzĂ«egnen. Mir sin erzg Beweegung, dĂ©i dofir antrĂ«tt, datt dĂ«i Chance, offrĂ©iert gĂ«t.
5. Ny zonâny teny
5. Sproochléch Rechter
Tsy mitovy velively ny fizarazarana eo aminâny hery samihafa ireo teny tsirairay ho aminâny fahatsapana fa misy mizana tsindrianila eo aminâny sehatra maro aminâny mponina, maro tokoa io. Eo aminâny fiaraha-monina Esperanto kosa, ny mpikambana dia mivory tsy misy fiandamiana na teny kely na lehibe, na fiteny ofisialy na tsia, ary eo anivonâny tsy fiombana na eroa na etsy noho ny fifandraisana mazava iaraha-mientana. Izany fifandanjan-kery izany eo aminâireo teny samihafa dia manana ny andraikiny avy mba hampivoatra ary mitondra vahaolana ho aminâireo tsy fitoviam-pitenenana zary misy disadisa.
DâonglĂ€ich Machtverdeelung, tĂ«scht de Sproochen ass e Rezept fir eng konstant sproochlĂ©ch OnsĂ©cherheet, oder direkt sproochlĂ©ch ĂnnerdrĂ©ckung, bei enger grousser Partie vun der Weltpopulatioun. An der Esperantogemeinschaft kommen dâMĂȘmbĂ«ren vu klengen a groussen, offiziellen an nĂ«toffizielle Sproochen op engem neutralen Terrain zesummen, wat engem gĂ©igesĂ€itege WĂ«llen zum KompromĂ«ss ze verdanken ass. Esou e GlĂ€ichgewiicht tĂ«scht sproochlĂ©che Rechter a Fliichten liwwert en Ulass, fir aner LĂ©isungen vun der sproochlĂ©cher OnglĂ€ichheet an de sproochlĂ©che Konflikter ze entwĂ©ckelen an ze bewĂ€erten.
Isika manamafy fa ireo hery maro misy eo aminâny fitenenana samihafa dia mihady lavaka ho aminâny tsy fahazoana antoka ireo tahirin-kevitra iraisam-pirenena ka ny fitoviana azo antoka eo aminâny teny no tsara. Isika dia fikambanana ho anâny zonâny teny.
Mir affirmeiĂ©ren, datt dĂ©i grouss MachtĂ«nnerscheeder tĂ«scht de Sproochen dâGarantien vun der GlĂ€ichbehandlung vun de MĂ«schen onofĂ€ngeg vun hirer Sprooch, sou wĂ©i se an esou villen internationalen Dokumenter ausgedrĂ©ckt si gin, ennerhielegen.
6. Fahasamihafam-pitenenana
6. Sproochléch Diversitéit
Ny fitondrampanjakana eran-tany dia manamarika ny fisianâny fahasamihafa ny teny eto aminâizao tontolo izao ary sakana lehibe ho aminâny fifandraisana izany sy fivoarana ihany koa. Ho anâny fikambanana Esperanto kosa my fahasamihafana dia tsy vato misakana velively eo aminâny loharano azo tovozina.
DĂ©i national Regiirungen tendĂ©ieren dozou, dĂ©i grouss DiversitĂ©it vun de Sproochen an der Welt als eng BarriĂšre fir dâKommunikatioun an dâEntwĂ©cklung unzegesin. Fir dâEsperantogemeinschaft awer ass dâsproochlĂ©ch DiversitĂ©it eng permanent an onverzichtbar Quell vu RĂ€ichtum. FolglĂ©ch ass jiddfereng Sprooch, wĂ©i jiddfereng Zort vu Liewewiesen, e WĂ€ert u sĂ©ch a wiirdeg, protegĂ©iert an Ă«nnerstĂ«tzt ze gin.
Araka izany ny teny tsirairay dia karazana zava-mahavelona lafo vidy tokoa ary mendrika harovana mandramaty. Isika dia fikambanana ho aminâny fandalĂ na ny fahafamihafam-pitenenana.
Mir affirmĂ©ieren, datt dâPolitik vun der Kommunikatioun an der EntwĂ©cklung dâMajoritĂ©it vun de Sproochen an der Welt zum Ausstierwe veruurteelt, wann se nĂ«t op dem Respekt virun, an der Ă«nnerstĂ«tzung vun, alle Sproochen gegrĂ«nnt ass. Mir sin eng Beweegung fir sproochlĂ©ch DiversitĂ©it.
7. Fahafahana maha-olona
7. Mënschléch Emanzipatioun
My teny tsirairay dia manafaka ny mpiteny azy ary manome azy ireo fifandraisana samy izy, kanefa zary sakana ho azy ireo ny fifandraisana aminâny fiteny hafa. Drafitra toy ny fifandraisana eran-tany, Esperanto dia iray sy goavana eo aminâireo sotoavina sy vinavinanâasa ho aminâny maha-olona. Drafitrâasa ho aminâny olona tsirairay mihitsy mba hahafahany mandray anjara eo aminâny fiaraha-monina, koa ny fototra hiaingana aminâizany dia ny kolontsaina, ny fitoviam-pitenenana nefa tsy mamatotra azy ireo.
Jiddfereng Sprooch befreit sĂ©ng Spriecher an hĂ€lt se gefangen, andeem se hinnen dâFĂ€hegkeet gĂ«t, Ă«nnert sĂ©ch ze kommunizĂ©ieren, awer dâKommunikatioun mat anere verspĂ€ert. Geplangt als en universellt KommunikatiounsmĂ«ttel, as dâEsperanto ee vun deene grousse ProjetĂ«n vun der mĂ«nschlĂ©cher Emanzipatioun, dĂ©i fonktionĂ©ieren â e Projet, jiddferengem MĂ«nsch Ă«t ze ermĂ©iglĂ©chen, als Individuum un der Gemeinschaft vun der MĂ«nschheet deelzehuelen â fest verwuerzelt a sĂ©nger lokaler kultureller a sproochlĂ©cher IdentitĂ©it, mee nĂ«t vun hir ageschrĂ€nkt.
Isika dia manamafy fa ao anatinâny fampiasana ny fitenim-pirenena tsirairay avy dia tsy midika fa misy sakana na fanerena anaty ho aminâny fananganana fikambanana. Isika dia fikambanana ho aminâny fahafahana maha-olona.
Mir affirmĂ©ieren, datt dĂ«n ausschliisslĂ©che GebrĂ€uch vun nationale Sproochen onweigerlĂ©ch BarriĂšren gĂ©int dâFrĂ€iheete vun der MeenungsĂ€usserung, der Kommunikatioun an der Verrsammlung opriicht. Mir sin eng Beweegung fir dâmĂ«nschlĂ©ch Emauzipatioun.
Prago, jul. 1996
Prago, jul. 1996
Đ ŃĐșĐ»Đ°ĐŒĐ°